Tanterahina isan-taona, isaky ny asabotsy mialoha ny 15 aogositra ny fiaraha-mivavaka ho an’ny fanahin’ireo masera tato amin’ny Fikambanana efa nody mandry. Sorona Masina iarahana amin’ireo fianakaviana.
Niorim-ponenana teto Soavimbahoaka ny 1 martsa 2014. Trano eo ambany fiarovan’i Md François Regis. Ahitana ankohonan’ny masera zoky ato amin’ny fikambanana sy ny ankohonana apostolika.