Fraternité

Iza moa izahay ?

Fraternité :Fikambanan’ny lahika Kristiania, iantsoan’Andriamanitra ny olona rehetra : fianakaviana, mpivady na mpanokan-tena na mpitovo, vonona sy afaka ny hiaina ny aingam-panahin’ny Cénacle. Fikambanana masina eto anivon’ny Fiangonana Katolika, eo ambany fiarovan’i olomasina Terezy Couderc sy Mompera Etienne Terme, mpanorina ny fikambanan’ny Cénacle.

Sampana lahika, mifanindran-dalana amin-dry Masera Notre Dame du Cénacle. Mijoro amin’ny fiainam-bavaka, miara-dia amin’ny Fanahy Masina.

Tanora miaina ny aingam-panahy manentana ny fikambanan’ny Cenacle

Jeune pousse du Père Terme : Ireo ankizy taniketsan’ny fianakavaiam-be Cénacle, manaiky an-tsitrapo, hiombom-po amam-panahy amin’ireo namana mpiray fikambanana, hanaraka ny fampianarana ary vonona handray ny fanabeazana atolotra sy hanatanteraka ny tanjona iombonana. Ao no hanofanana azy sahady hiaina ny aingam-panahin’ny Cénacle

Fomba fiaina ?

Miara-mivavaka : fitsaohana ny sakramenta Masina, manao fiatahana Masina, manao laretirety

Miara-mivory , miara-midinika sy mijery ny fiainam-pikambanana, hisian’ny fandrosoana

Fomba fiasa ?

Amin’ny maha Fikambanana Masina azy dia toy ny sekoly mamilavola ny mpikambana ny :

© 2023