Nos communautés

Manana ankohonam-piainana 13, miparitaka any amin’ireo diosezy 7 ny maseran’ny Cenacle. Ka ny sasany amin’ireo trano ireo dia fananan’ny diosezy.

Amparibe

Ny trano Amparibe no trano voalohany niorenan’ny Cénacle teto Madagasikara. Ny fampianaram-pinoana no asa nangatahin’ny Evekan’Antananarivo Mgr Victor Sartre tamin’ireo mpamaky lay tamin’izany andro izany, io no nanombohana ny asa misionera teto Madagasikara. Niezaka hatrany ny fikambanana nampivelatra ny asa fitoriana araka ny aingam-panahy manentana ny Fikambanana.

Communauté du Père Terme

Amin’izao koa dia efa mitatra amin’ny fanofanana sy ny fampivoarana ny maha-olona ny asa sahanin’ny fikambanana eto Amparibe Antananarivo. Manana trano lehibe ahafahana mandray ireo sokajin’olona rehetra, handalim-pinoana, hiala sasatra, hanao lahadinika isan-karazany mba hahafahana mahita sy migaga ny asan’Andriamanitra eo anivon’ny voary.

Communauté provincialat

Trano foibem-pikambanana, itoeran’ny lehibem-pikambanana sy ny ireo mpiara-dia aminy.

Communauté provincialat

Trano foibem-pikambanana, itoeran’ny lehibem-pikambanana sy ny ireo mpiara-dia aminy.

© 2023